| Entry | 1 zana-baratra |
| Elementary words | 2 zanaka, 3 varatra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka
[1.1] |
| Proverbs | 6 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|