Entry votsa
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] miadam-panao zavatra [Rakotosaona 1972]
 [ vôtsa ] [Bezanozano] milasilasy, miadana [Rakotosaona 1972]
 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity
¶ Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana
¶ Miadana: Votsa fandeha [Rajemisa 1985]
English definition clumsy, clownish [Hallanger 1973]
French definition lent, lourd [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 lambin [Abinal 1888]
 malhabile, maladroit [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms votsavotsa
Compound words, titles, names 
Examples Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 203]
Quotes 

2015/10/05