Entry votretrika
Part of speech adjective
Malagasy definition Miavosa, miavovona
¶ Mitangorona, mifanety, mifatratra tsy misy kitotony. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23