| Entry | 1 avotretrika |
| Root | 2 votretrika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampifanongoavina, afatratra tsy misy kitotony: Avotretreho ao fotsiny aloha ireo boky ireo fa maika [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 avotretrika, 10 tera-kovitra |
| Updated on 2025/09/12 |
|