Entry vorona mindram-bolo (vorona, indrana, volo)
Part of speech expression
Malagasy definition fisehoana tsy araka ny tena toetran' ny tena fa amboamboarina fotsiny hanodoka an' izay mahita ny tena [Rajemisa 1985]
English translation Lit. a bird borrowing feathers ; fig. To dress up in what has been borrowed. [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31