Entry vorombetsifihinana (vorona, be, tsy, fihina)
Part of speech noun
Synonyms vorompatrana
Examples Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Pal√©ontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny Vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [Randriamamonjy: Tantara, page 12]

Updated on 2020/07/31