|
|
|
|

Entry1  vorombe sima
Elementary words  2 vorona, 3 be, 4 sima
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany". [1.1]
Explanations in French  7 intéressé, égoïste, méchant. [1.3]

Updated on 2025/10/11