| Entry | 1 vonton-ketsa |
| Elementary words | 2 vontona, 3 ketsa |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 eo am-paharevoana indrindra amin' ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany [1.1] |
| Explanations in French |
6 (de vontona ou vontony : ce qui est au milieu ; et ketsa : le repiquage du riz). Milieu de la saison où l'on repique du riz. [Merina]
[1.196] |
| Vocabulary | 7 Botany |
| Updated on 2025/09/12 |
|