| Entry (1/2) | 1 vontona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1#1046] |
| Examples |
4 vonton' Alahamady ny vintsy
[2.69#211]
5 ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857] 6 Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 9 3 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 10 vontona |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in French |
12 (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulary | 13 Botany |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/10/08 |
|