| Entry | 1 vono baibona |
| Elementary words | 2 vono, 3 baibona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka
[1.1] [vonobaibona] 6 fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] |
| Explanations in French |
[vonobaibona]
7 rivetage
[1.13] |
| Vocabulary | 8 Technology |
| Updated on 2025/10/11 |
|