Entry vonjy taitra (vonjy, taitra)
Part of speech expression
Malagasy definition famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano... [Rajemisa 1985]

2012/09/06