| Entry | 1 vom-pisaka |
| Elementary words | 2 vona, 3 fisaka |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fomba fibango volo
[1.1] 6 randram-bolo somary hafahafa fa randra nina malakolako ny volo, dia zairina boribory fisaka, an dia mipetapetaka tsy manendrika loatra [2.436] |
| Vocabulary | 7 Hairstyles |
| Updated on 2026/04/20 |
|