Entry vona
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra. [Rajemisa 1985]
   tarimo na atoditariana [SLP: Voambolana]
English definition   a knot, a bow [Hallanger 1973]
French definition   noeud [Abinal 1888, Hallanger 1974]
French definition   noeud, boucle; ganglion [SLP: Voambolana]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry voña
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] anaran-kazo mamoa [Rakotosaona 1972]

2011/08/29