Entry vololona
Part of speech noun
Malagasy definition Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo. [Rajemisa 1985]
French definition Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc. Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée) [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1tsy fary aho ka ho be vololona [Dahle: Angano]
2Ravololona no ho anarany, fa hazo be vololona no nakana azy [Rasamuel: Zanakantitra]
Quotes 

2019/09/06