Entry mamololona (vololona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Maniry vololona [Rajemisa 1985]
French definition produire des feuilles roulées en spirale [Abinal 1888]
French definition produire de grands bourgeons roulés en spirale [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Morphology 
mamololona
namololona
hamololona
Examples 
1Dia nisy mazava miakatra aviaminy toiny setroka mamololona miakatra [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2izany hoe ilay aina vao mamololona, ilay tsiry saro-bidy nitsimoka tamin' ny ain-dehibe. [Rabemolaly: Fary]
Quotes 

2019/09/06