| Entry | 1 vola madinika |
| Elementary words | 2 vola, 3 madinika |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ireo vola metaly ampahan' ny ariary, izay nantsohra taloha hoe: vakim-bola, dia ny ventisikirobo, ny iraimbilanja, ny lasiroa, ny fitoventisivoamena, ny ilavoamena ary ny varlfitoventy; ankehitriny kosa, antsoina hoe vola me dinika ireo vola metaly: ny roapolo ariary, ny ariary folo, ny ariary efatra, ny ariary roa, ny ariary, ny ventisikirobo, ny iraimbilanja [1.1] |
| Explanations in French |
6 pièce de monnaie [1.13] |
| Synonyms | 7 vola vy |
| Updated on 2025/09/12 |
|