Entry voin-kava-mahatratra (voina, havana, tratra)
Part of speech   expression
Malagasy definition   izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   concern for others' afflictions [Hallanger 1973]
French translation   on ressent les souffrances des autres [Hallanger 1974]
   malheur d'un parent peut vous atteindre [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
   Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi. [Houlder 1895]
Malagasy definition   [Cousins 1871]
Examples  
1Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana [http:]
2Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna [https:]
3Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo. [http:]
Quotes  

Updated on 2016/06/17