| Entry | 1 vodivoampelatanana |
| Elementary words | 2vody, 3mapelatanana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5Halavan-drefy mitovy amin' ny haben' ny felatanana iray manontolo apetraka mihohoka; ny sakan' ny felatanana. Ny vodivoampelatanana dia mitovy amin' ny voantondro dimy.
[1.1] |
| Explanations in French |
6La largeur de la paume de la main..
[2.415#6702] |
| Examples |
7 Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao.
[2.436#]
|
| Vocabulary | 8 Space |
| Updated on 2025/09/12 |
|