| Entry | 1 voditronga | 
| Elementary words | 2 vody, 3 tronga | 
| Part of speech | 4 noun | 
| Explanations in Malagasy | 5   Ny tapany ambany amin' ny tahon' ny hazo izay tafajanona ao anaty tany rehefa notapahina ilay hazo [1.1] | 
| Explanations in English | 6   [vody tronga]
 the stump of a tree used as fuel [1.2] | 
| Explanations in French | 7   [vody tronga]
 les souches des arbres coupés [1.3] | 
| Vocabulary | 8 Botany: (in general) | 
| Anagrams | 9 voditronga, 10 vody tronga | 
| Updated on 2025/09/12 |   |