Entry voazato (zato)
Part of speech past participle
Explanations in French divisé en cent, mis par centaines [Abinal 1888]

Entry voazato (voa, zato)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaniry fihinam-boa, paokanelina [Rajemisa 1985]
 hazo fihinam-boa, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo mara mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony ary manome tsiro mamy; ilazana ihany koa ny voan' io zavamaniry io [Akademia 2005]
Vocabulary 
Other spellings 
Synonyms pokanelina

Updated on 2021/10/15