Entry voavory
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] nosy [Rakotosaona 1975]
Synonyms vòvory

Entry voavory (vory)
Part of speech past participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French translation Qu'on a réuni, ramassé [Abinal 1888]
Synonyms vinory
Examples 
1Nony voavory betsaka ny kitay, dia nomeny taro koa izy. [Razafiarivony: Harivolana]
2Izao avy no tontalim-bola sy ny zavatra voavory isam-Piangonana. [Rabary: Daty]

Updated on 2021/02/23