|
|
|
|

Entry1 nosy
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
Explanations in English  4 an island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]
5 an island [1.7]
Explanations in French  6 île [1.3#455, 1.8]
Examples  7 sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944#]
8 nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5#139]
9 Izy irery no hany tompon' ny nosy manontolo. [2.508#554]
Vocabulary  10 Geography: (in general)
All compound words  1113 combinations of this word
Proverbs  12 Proverbs containing that word
Illustrations 

Anagrams  13 nosy, 14 Sonì, 15 Sony, sony

Updated on 2025/11/02