Entry voavaky (vaky)
Part of speech   past participle
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   fendu, cassé, rompu
¶ traversé
¶ lu, publié
¶ accusé, convaincu [Abinal 1888]
Examples   Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 324]
Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [Andraina: Mitaraina, page 199]
Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [Andriamalala: Ranomasina, page 31]
Synonyms   vinaky

Updated on 2015/10/29