| Entry | 1 voatokana |
| Root | 2 tokana |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in French |
4 qu'on a isolé, mis à part, consacré, dédié, dont on a pris possession.
[1.3] 5 spécialisé, réservé. [1.13] |
| Examples |
6 Inona no diplaoma voatokana ho an' ny Malagasy?
[2.113]
7 fotoana voatokana hivorian'ny mpianakavy rehetra. [2.606] 8 Mety aloha ny manadihady momba ny fepetra ampiasaina amin’ny famindrana toerana ny mpikambana amin’ny Foloalindahy hisahana asa voatokana ho an’ny olon-tsotra. [4.27] |
| All compound words | 9 2 combinations of this word |
| Anagrams | 10 tokoavana, 11 voaantoka, 12 voakatona, 13 voakotana, 14 voatakona, 15 voatokana, 16 voatonaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|