Entry | 1 voatiry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy entana |
Examples |
4 [2.470] Asainy haroso amin' izay ny voatiry tarihin-tsoavaly efa vonona.
|
Vocabulary | 5 Transportation |
Anagrams | 6 iravito, 7 ivaroty, 8 voatiry |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |