|
|
|
|

Entry1  voatavoarivolahy
Elementary words  2 voatavo, 3 arivo, 4 lahy
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Karazam-boatavo kelikely, teritery ny afovoany ary fanao fitoerandrano rehefa nalana ny atiny ka nomainina [1.1]
Explanations in French  7 (de voatavo et arivolahy : un millier d'homme ; nom faisant encore allusion à l'origine de l'humanité).
8 Variété de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae), à fruits de grande capacité avec un net rétrécissement vers le milieu (on y voit une ressemblance avec le foetus dans l'utérus de sa mère). [Merina] [1.196]
Examples  9  Ny anarana iantsoana ireo zavatra ireo dia hoe "tandindona" : fary lava be miaraka amin' ny raviny, akondro vao voatombo-tany miaraka amin' ny fakany, lefona ihantonan' ny voatavoarivolahy voaravaka vakana sy volafotsy ary ampinga. [2.436#]
Vocabulary  10  Botany: vegetable
Scientific name 

Updated on 2025/11/17