Entry voasazy (sazy)
Part of speech past participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition mis à l'amende, puni [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms sinazy
Examples 
1Tsy voasazy ve hianao? [Rajaonarivelo: Bina, page 17]
2Angamba ho voasazy aho, ry Ineny. [Rakotozafy: Ratsimba, page 11]
3Aminy, rahefa meloka dia tokony ho voasazy. [Andriamalala: Fanagasiana, page 56]

2019/04/11