Entry sazy
Part of speech adjective
Malagasy definition Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ve ity satroka ity hovidiko ho anao? [Rajemisa 1985]

Entry sazy
Part of speech noun
Malagasy definition Fampangirifiriana ny vatana, atao amin' ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin' ny fitsarana olona iray voaheloka [Rajemisa 1985]
English definition a fine, punishment [Hallanger 1973]
French definition amende, punition [Hallanger 1974]
French definition sanction, punition, peine [SLP 1986]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2012/09/19