|
|
|
|

Entry1  voankazo
Elementary words  2 voa, 3 hazo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray. [1.1]
Explanations in English  6 fruit. [1.7]
Explanations in French  7 fruit, graine. [1.8]
8 (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture.. [1.196]
Examples  9  Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy. [2.470]
Vocabulary  10  Botany: (in general)
Proverbs  11  Proverbs containing that word
Article  12 Randzavola: voankazo ao amin' ny Baiboly (=> hanina)

Updated on 2025/11/02