|
|
|
|

Entry1  voangona
Root  2 angona
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1#83]
Explanations in English  4 collected (by some one), assembled, congregated. [1.2#49]
Explanations in French  5 qu'on a assemblĂ© [1.3#47]
Examples  6  Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano. [2.508]
7  Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy. [2.59]
8  Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy. [2.643]
9  Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany; [2.996]
10  Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao. [2.445]
11  Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona. [2.944]
Morphology 
12  Past :
Other spellings  13 voaangona

Anagrams  14 avongano, voangona

Updated on 2025/09/12