Entry voaangona (angona)
Part of speech past participle
English definition collected (by some one), assembled, congregated. [Richardson 1885]
French definition Qu'on a assemblĂ© [Abinal 1888]
Examples fa ampy sy manan'amby aza ny zavatra voaangona hanaovana izay hatao rehetra. [Baiboly: 2:036:007/Eksaody 36:7..]
Morphology 
voaangona
voaangoko
voaangonao
voaangony
voaangontsika
voaangonay
voaangonareo
voaangon'
voaangon-
voaangom-
voaango-

2015/10/27