|
|
|
|

Entry1  voangaly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1]
Explanations in French  4 cétoine [1.3#843, 2.165]
5 coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3]
Examples  6  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
7  Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470#27]
Vocabulary  8  Zoology: invertebrates
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02