| Entry | 1 voakarakara |
| Root | 2 karakara |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 qu’on a mis en treillis, dont on a eu soin, préparé, surveillé, administré
[1.3#312] |
| Examples |
5 nisy tsy voakarakara ny zavatra rehetra, ary ny halatra dia foana mihitsy.
[2.588#]
6 ary, rahefa voakarakara izany rehetra izany, tongava, Ranary, hilaza ny zava-bita. [2.270#71] 7 Toy ny sampy kely mihitsy izy roalahy ireo fa raha tsy izany tsy voalanja sy tsy voakarakara tsara ny entana. [2.470#36] |
| Synonyms | 8 kinarakara |
| Anagrams | 9 voakarakara, 10 voarakaraka |
| Updated on 2025/09/12 |
|