|
|
|
|

Entry1  voadombo
Root  2 dombo
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
4 Tonga dombo na tsy maranitra ka tsy afa-miasa intsony [2.285]
Explanations in French  5 émoussé, discrédité, annihilé [1.3#113]
Examples  6  Kanefa, mampalahelo, fa io fomba fisainana miorina amin' ny zava-misy sy azo tsapain-tanana io indrindra no voadombo. [1.317#]
Synonyms  7 donombo

Anagrams  8 bodomavo, voadombo

Updated on 2025/09/12