Entry dombo
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy maranitra: Dombo ny antsinao
¶ Donto ny lohany: Fantsika dombo [Rajemisa 1985]
   tsy maranitra [SLP: Voambolana]
English translation   blunt, dull on the edge [Hallanger 1973]
French translation   émoussé, usé, obtus
¶ figuré: discrédité, annihilé, qui a fait son temps, tombé en défaveur [Abinal 1888]
   obtus, émoussé [Hallanger 1974]
French translation   émoussé [SLP: Voambolana]
Examples  
1Toa dombo koa ialahy ity. [Andraina: I Vola, page 55]
2Dombo satria tsy afaka mivelatra na mamakafaka zavatra. [Rabemolaly: Fary, page 32]
Derivations  
Quotes  
Analogy   malombo

Updated on 2017/04/02