Entry vivy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] anaram-borona, tsiriry [Rakotosaona 1972]
 Voronandrano somary bongobongo maso, miraiki-drantsantongotra, mpanao an-tsitrika mba hahazoany trondro izay ivelomany; manao trano mitsingevaheva eny ambony rano ny vivy [Rajemisa 1985]
English definition a small waterfowl, a species of goose; in some dialects, a small grebe [Hallanger 1973]
French definition grèbe [Rajemisa: Vakoka]
 espèce de toute petite oie sauvage; grèbe [Hallanger 1974]
French definition grèbe castagneux (Tachybaptus rufficollis capensis) [Tsimbazaza ]
 grèbe malgache (Tachybaptus pelzelnii) [Tsimbazaza ]
Vocabulary 
Scientific name Tachybaptus pelzelnii, Tachybaptus rufficollis capensis
Synonyms kiborano ~ tsiriry
Examples Ary ireo rehetra ireo dia fihinana daholo, ary ny vivy tokana no tsy mba tia' ny Malagasy ho hanina [Callet: Tantara]
Quotes 

2013/08/01