| Entry | 1 vivery |
| Elementary words | 2vy, 3very |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1] |
| Examples |
6 Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery.
[2.928#]
7 Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472#] |
| Other spellings | 8vy very |
| Anagrams | 9 vivery, 10 vy very |
| Updated on 2025/11/02 |
|