|
|
|
|

Entry1  vita-nanahary
Elementary words  2 vita, 3 Nanahary
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary. [1.1]
Explanations in English  6 a natural product not man made. [1.7]
Explanations in French  7 produit naturel. [1.8]
Examples  8  Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra. [2.332#]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02