Entry vezatra
Part of speech noun
Malagasy definition Famahana na fanokafana zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany: Aza atao am-bezatra ny fanokafana io sobiky io sao dia vaky daholo ny atodim-borona ao anatiny [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23