|
|
|
|

Entry1  fivezarana
Root  2 vezatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Firoritana mba hisokatra:
5 Ataovy lehibe ny fivezaran' ny vavan' ny harona sao tsy omby an' itỳ vorontsiloza itỳ [1.1]

Updated on 2025/11/17