Entry very rerika (very, rerika)
Part of speech expression
Malagasy definition revo, sondriana amin' ny zavatra iray ka tsy mahatsiaro ny manodidina azy intsony, varivariana, latsaka lalina ao anatin'ny fandinihana ka tsy mahare izay ambonin' ny tany intsony [Rajemisa 1985]
French definition absorbé par quelque chose, et ne faisant nulle attention à ce qui l’entoure, rêveur, distrait, qui reste immobile comme dans une profonde méditation [Abinal 1888]

2015/10/24