|
|
|
|

Entry1  very haja
Elementary words  2 very, 3 haja
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 very hasina, latsaka ondana, afa-baraka, afa-boròka,
6 afakaja, afa-boninahitra, afa-pofona,
7 afa-bintana, maimbo tsikahonkahona, matin'ny vavam-bahoaka, maty volon' ny ratsy, mandraraka ilo mby an-doha [1.1]

Updated on 2025/11/17