Entry very anarana (anarana)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ray na reny niteraka izay nanjary very anarana fa naka ny anaran-janany nampiana hoe Raini na Reni: Very anarana Ratsimandresy fony nitemka an' i Bao fa lasa hoe Rainibao [Rajemisa 1985]
English translation to have lost rank or position; to have changed one's name, as parents not of noble rank so frequently do in taking the name of their first-born child. [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31