|
|
|
|

Entry1  verimaso
Elementary words  2 very, 3 maso
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona [2.314]
6 Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana:
7 Manao verimaso [1.1]
Explanations in French  [very maso] 8 action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie [1.3]
Examples  9  Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela. [1.298]

Updated on 2025/11/17