Entry vena
Part of speech noun
Malagasy definition Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin English: vein. French: veine.
Synonyms lalan-dra

Entry vena
Part of speech noun
Malagasy definition Rona, fihilanana, firaikana [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/07/31