| Entry | 1 mpamerin-drà |
| Elementary words | 2 mpamerina, 3 ra |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
[mpamerindra]
5 Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena)
[1.1] |
| Vocabulary | 6 Biology |
| Analogs | 7 mpanelira |
| Updated on 2025/11/02 |
|