| Entry | 1 velom-bolo |
| Elementary words | 2 velona, 3 volo |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mitsiatsia tsara, falifaly, miramirana
[1.1] |
| Explanations in French |
6 refait, qui reprend, qui se relève
[1.3] |
| Examples |
7 dia alaina ireo fanafody efa-doha ireo indray, dia ahosotra azy indray, dia velombolo ny hoditra.
[2.48]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|