Entry velively
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [Rajemisa 1985]
French definition point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [Rajohanesa: Kintana]
2Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 12]

Updated on 2018/08/03