| Entry (1/2) | 1 velarana |
| Root | 2 velatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny olona izay anaovana ny asa voalaza ao anatin' io matoanteny io: Velarana tsihy ny vahiny [1.1] |
| Explanations in English |
5 to have something spread or unrolled on it [1.7] |
| Explanations in French |
6 pour qui on déploie, là où l'on étend [1.3] 7 sur quoi on déplie ou déroule quelque chose [1.8] |
| Examples |
8 Roa ny lambamena, ary ny be velarana sy ny tsara tarehy indrindra fantany.
[2.470]
9 Eo atsimo andrefan' i Marovato, misy tany hetsina bebe velarana ihany. [2.472] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 14 velarana |
| Root | 15 velatra |
| Part of speech | 16 noun |
| Explanations in French |
17 aire, surface, superficie [1.13] |
| All compound words | 18 28 combinations of this word |
| Vocabulary | 19 Mathematics: geometry |
| Updated on 2025/10/08 |
|