Entry vavy antitra (vavy, antitra)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy jereo vaviantitra []
Other spellings 
Examples 
1Mahita vavy antitra mitanjaka: nenina, henatra, fahavalo [Rabesata: Fanandroana]
2Mihahohaho olona ilay toerana, lahy sy vavy antitra sy tanora, hatramin' ny ankizy madinika [Andraina: Mitaraina, page 199]

Updated on 2021/10/16